<-
->

Jos 12:8 In the mountains, and in the valleys, and in the plains, and in the springs, and in the wilderness, and in the south country; the Hittites, the Amorites, and the Canaanites, the Perizzites, the Hivites, and the Jebusites: dia ny any amin' ny tany havoana sy amin' ny tany lemaka amoron-tsiraka sy amin' ny tani-hay sy amin' ny tany ambodin' ny tendrombohitra sy any an-efitra ary any amin' ny tany atsimo, dia ny an' ny Hetita sy ny Amorita sy ny Kananita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita: dia ny any amin' ny tendrombohitra, ny any amin' ny tany iva, ny any amin' ny havoana, ny any an' efitra ary ny any amin' ny Negeba, izay tanin' ny Heteana, ny Amoreana, ny Kananeana, ny Ferezeana, ny Heveana, ary ny Jaboseana. dans la montagne et le Bas-Pays, dans la Araba et sur les pentes arrosées, au Désert et au Négeb, chez les Hittites, les Amorites, les Cananéens, les Perizzites, les Hivvites et les Jébuséens :