<-
->

Jos 13:10 And all the cities of Sihon king of the Amorites, which reigned in Heshbon, unto the border of the children of Ammon; ary ny tanàna rehetra izay an' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita, izay nanjaka tany Hesbona, hatramin' ny faritanin' ny taranak' i Amona, ny tanàna rehetra an' i Sehona mpanjakan' ny Amoreana, izay nanjaka tao Hesebona, hatrany amin' ny faritanin' ny taranak' i Armona, toutes les villes de Sihôn, roi des Amorites, qui avait régné à Heshbôn, jusqu'à la frontière des Ammonites.