<-
->

Jos 13:12 All the kingdom of Og in Bashan, which reigned in Ashtaroth and in Edrei, who remained of the remnant of the giants: for these did Moses smite, and cast them out. dia ny fanjakana rehetra an' i Oga tany Basana, izay nanjaka tany Astarta sy Edrehy (izy ihany no sisa tamin' ny Refaita); fa resin' i Mosesy ireny ka noroahiny. ny fanjakana rehetra tany Basana an' i Oga, izay nanjaka tany Astarota sy tany Edraia; izy io no hany sisa tamin' ny Refaima: resin' i Moizy ireo mpanjaka ireo ka noroahiny. et dans le Bashân, tout le royaume de Og qui avait régné à Ashtarot et à Édréï, et fut le dernier survivant des Rephaïm. Moïse avait vaincu et dépossédé ces deux rois.