<-
->

Jos 13:3 From Sihor, which is before Egypt, even unto the borders of Ekron northward, which is counted to the Canaanite: five lords of the Philistines; the Gazathites, and the Ashdothites, the Eshkalonites, the Gittites, and the Ekronites; also the Avites: hatrany Sihora, izay atsinanan' i Egypta, ka hatramin' ny fari-tanin' i Elzrona eo avaratra, izay atao ho an' ny Kananita, ireo andriana dimy amin' ny Filistina dia ny Gazita sy ny Asdodita sy ny Askelonita sy ny Gatita sy ny Ekronita ary ny Avita hatramin' i Sikora, izay eo atsinanan' i Ejipta ka hatrany amin' ny faritanin' i Akarona eo avaratra, izay tokony hatao ho tany Kananeana; ny andrianan' ny Filistina dimy, ny an' i Gazà, ny an' i Azota, ny an' i Askalona, ny an' i Geta, ny an' i Akarona; depuis le Shihor qui fait face à l'Égypte jusqu'à la frontière d'Éqrôn au nord, c' est compté comme cananéen. Les cinq princes des Philistins sont celui de Gaza, celui d' Ashdod, celui d' Ashqelon, celui de Gat et celui d'Éqrôn; les Avvites sont