<-
->

Jos 13:30 And their coast was from Mahanaim, all Bashan, all the kingdom of Og king of Bashan, and all the towns of Jair, which are in Bashan, threescore cities: Ny fari-taniny hatrany Mahanaima, dia Basana rehetra, izay fanjakana rehetra an' i Oga, mpanjakan' i Basana, ary ny tanàna madinika rehetra an' i Jaira, izay any Basana, dia tanàna enim-polo. ka izao no faritaniny, hatrany Manaima: Basana rehetra, ny fanjakana rehetra an' i Jaira any Basana, dia tanàna enimpolo. Ils eurent pour territoire à partir de Mahanayim tout le Bashân, tout le royaume de Og, roi du Bashân, tous les Douars de Yaïr en Bashân, soit soixante villes.