<-
->

Jos 13:31 And half Gilead, and Ashtaroth, and Edrei, cities of the kingdom of Og in Bashan, were pertaining unto the children of Machir the son of Manasseh, even to the one half of the children of Machir by their families. Ary ny antsasak' i Gileada sy Astarta ary Edrehy, tanàna amin' ny fanjakan' i Oga any Basana, dia an' ny taranak' i Makira, zanak' i Manase, dia ho an' ny antsasaky ny taranak' i Makira araka ny fokony. Ny antsasak' i Galaada sy Astarota ary Edraia, tanàna amin' ny fanjakan' i Oga, any Basàna, dia nomena ny taranak' i Makira zanak' i Manase, dia ny antsasaky ny taranak' i Makira, araka ny fianakaviany. La moitié de Galaad ainsi qu' Ashtarot et Édréï, villes royales de Og en Bashân, passèrent aux fils de Makir, fils de Manassé, à la moitié des fils de Makir selon leurs clans.