<-
->

Jos 13:33 But unto the tribe of Levi Moses gave not any inheritance: the Lord God of Israel was their inheritance, as he said unto them. Ary ny firenen' i Levy tsy mba nomen' i Mosesy lova; fa Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no lovany, araka izay efa nolazainy taminy. Tsy mba nomen' i Moizy lova ny fokon' i Levì, fa Iaveh Andriamanitr' Israely no lovany, araka ny voalazany taminy. Mais à la tribu de Lévi, Moïse n' avait pas donné d' héritage : c' est Yahvé, le Dieu d' Israël, qui est son héritage, comme il le lui a dit.