<-
->

Jos 13:4 From the south, all the land of the Canaanites, and Mearah that is beside the Sidonians unto Aphek, to the borders of the Amorites: any atsimo, dia ny tanin' ny Kananita rehetra sy Meara, izay an' ny Sidoniana, hatrany Afeka ka hatramin' ny fari-tanin' ny Amorita, any atsimo, ny Heveana, ny tanin' ny Kananeana rehetra, sy Maarà izay an' ny Sidoniana, hatrany Afeka, hatrany amin' ny faritanin' ny Amoreana, au midi. Tout le pays des Cananéens, et Mearah qui est aux Sidoniens, jusqu'à Aphéqa et jusqu'à la frontière des Amorites;