<-
->

Jos 13:7 Now therefore divide this land for an inheritance unto the nine tribes, and the half tribe of Manasseh, Ary ankehitriny zarao izao tany izao ho lovan' ny firenena sivy sy ny antsasaky ny firenen' i Manase. Ary ankehitriny zarao izany tany izany amin' ny foko sivy, sy ny antsasaky ny fokon' i Manase, mba ho lovany. Le moment est venu de partager ce pays en héritage entre les neuf tribus et la demi-tribu de Manassé : depuis le Jourdain jusqu'à la Grande mer à l' occident, tu le leur donneras; la Grande mer sera leur limite.