<-
->

Jos 13:9 From Aroer, that is upon the bank of the river Arnon, and the city that is in the midst of the river, and all the plain of Medeba unto Dibon; dia hatrany Aroera, izay eo amoron' ny lohasahan-driaka Arnona, ary ny tanàna izay eo afovoan' ny lohasaha sy ny tany lemaka rehetra any Medeba ka hatrany Dibona, hatrany Aroera eo amoron' ny ranon-driaka Arnona, sy ny tanàna eo afovoan' ny lohasaha, ny tany lemaka Medabà rehetra hatrany Dibona, à partir d' Aroèr qui est sur le bord de la vallée de l' Arnon, avec la ville qui est au fond de la vallée et tout le plateau depuis Médba jusqu'à Dibôn;