<-
->

Jos 14:4 For the children of Joseph were two tribes, Manasseh and Ephraim: therefore they gave no part unto the Levites in the land, save cities to dwell in, with their suburbs for their cattle and for their substance. Fa firenena roa ny taranak' i Josefa, dia Manase sy Efraima; ary tsy mba nomeny anjara teo amin' ny tany ny taranak' i Levy, afa-tsy ny tanàna honenany sy ny tany manodidina ny tanànany ho an' ny omby aman' ondriny sy ny fananany. Fa mizara ho foko roa ny taranak' i Josefa dia Manase sy Efraima, fa tsy mba nomena anjara tamin' ny tany ny levita afatsy ny tanàna honenany sy ny fananany. Car les fils de Joseph formaient deux tribus, Manassé et Éphraïm, et l' on ne donna dans le pays aucune part aux Lévites, si ce n' est des villes pour y habiter, avec les pâturages attenants pour leurs bestiaux et leurs biens.