<-
->

Jos 14:5 As the Lord commanded Moses, so the children of Israel did, and they divided the land. Araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy no nataon' ny Zanak' Isiraely, ka dia nizara ny tany izy. Nanatanteraka ny didy nomen' ny Tompo an' i Moizy ny zanak' Israely, ka nizara ny tany izy. Les Israélites firent comme Yahvé l' avait ordonné à Moïse, et ils partagèrent le pays.