<-
->

Jos 15:12 And the west border was to the great sea, and the coast thereof. This is the coast of the children of Judah round about according to their families. Ary ny fari-tany andrefana dia ny moron' ny Ranomasina Lehibe. Izany no fari-tany manodidina ny anjaran' ny taranak' i Joda araka ny fokony. Ary ny faritry ny tany andrefana dia ny ranomasina lehibe sy ny taniny. Izany no faritry ny tanin' ny taranak' i Joda, araka ny fianakaviany, amin' ny lafiny rehetra. La frontière occidentale était formée par la Grande mer. Cette frontière était, dans son pourtour, celle des fils de Juda selon leurs clans.