<-
->

Jos 15:13 And unto Caleb the son of Jephunneh he gave a part among the children of Judah, according to the commandment of the Lord to Joshua, even the city of Arba the father of Anak, which city is Hebron. Ary Kaleba, zanak' i Jefone, dia nomeny anjara teo amin' ny taranak' i Joda, araka ny didin' i Jehovah tamin' i Josoa, dia ny tanànan' i Arba, rain' i Anàka (Hebrona izany). Araka ny didin' ny Tompo tamin' i Josoe, nomena anjara teo afovoan' ny taranak' i Jodà Kalefa zanak' i Jefone, dia ny tanànan' i Arbe, rain' Enaka, dia Hebrona izany. A Caleb, fils de Yephunné, on donna une part au milieu des fils de Juda, selon l' ordre de Yahvé à Josué : Qiryat-Arba, la ville du père d' Anaq - c' est Hébron.