<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 15:47 | Asdoda sy ny tanànany ary ny zana-bohiny, Gaza sy ny tanànany ary ny zana-bohiny, hatramin' ny lohasahan-driak' i Egypta sy ny amoron' ny Ranomasina Lehibe. | Azota sy ny tanàna momba azy ary ny zanabohiny; Gazà sy ny tanàna momba azy, mbamin' ny zanabohiny, hatramin' ny ranondriakan' i Ejipta, sy hatramin' ny ranomasina Lehibe izay fariny. |