<-
->

Jos 15:6 And the border went up to Bethhogla, and passed along by the north of Betharabah; and the border went up to the stone of Bohan the son of Reuben: dia niakatra hatrany Beti-hogla ka nandroso any avaratr' i Bet-araba, dia niakatra hatramin' ny vaton' i Bohana, zanak' i Robena, ka niakatra hatrany Beti-Aglà ny faritry ny tany, dia nihazo any avaratr' i Beti-Arabà, ary niakatra hatramin' ny vaton' i Boena, zana-dRobena, ny faritry ny tany; La frontière montait à Bet-Hogla, passait au nord de Bet-ha-Araba et montait à la Pierre de Bohân, fils de Ruben.