<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 17:1 | There was also a lot for the tribe of |
Ary nahazo zara-tany tamin' ny filokana koa ny firenen' i Manase (fa izy no lahimatoan' i Josefa), dia Makira, lahimatoan' i Manase, rain' i Gileada, fa izy no mpanafika ka nahazo an' i Gileada sy Basana. | Mbola nisy zara tany koa ho an' ny fokon' i Manase araka ny filokana noho izy lahimatoan' i Josefa. Makira lahimatoan' i Manase sy rain' i Galaada dia nahazo an' i Galaada sy Basana, satria lehilahy mpiantafika izy. | Le lot de la tribu de |