<-
->

Jos 19:1 And the second lot came forth to Simeon, even for the tribe of the children of Simeon according to their families: and their inheritance was within the inheritance of the children of Judah. Ary ny loka faharoa dia azon' i Simeona, dia ny firenena taranak' i Simeona isam-pokony; ary ny lovany dia tao anatin' ny lovan' ny taranak' i Joda. Simeona no nahazo ny anjara faharoa tamin' ny loka, dia ny fokon-taranak' i Simeona, araka ny fianakaviany: ny lovany dia tao afovoan' ny lovan' ny taranak' i Joda. Le deuxième lot sortit pour Siméon, pour la tribu des fils de Siméon selon leurs clans : leur héritage se trouva au milieu de l' héritage des fils de Juda.