<-
->

Jos 19:34 And then the coast turneth westward to Aznothtabor, and goeth out from thence to Hukkok, and reacheth to Zebulun on the south side, and reacheth to Asher on the west side, and to Judah upon Jordan toward the sunrising. dia nitodika niankandrefana hatrany Aznota-tabara, dia nandroso hatrany Hokoka ary nihatra an' i Zebolona eo atsimo sy Asera eo andrefana ary Joda amoron' i Jordana eo atsinanana. Niolaka niankandrefana any Azanota-Tabora ny faritra, ary avy ao dia nihatra tany Hokokà, nipaka tamin' i Zabolona eo atsimo, sy tamin' i Asera eo andrefana, ary tamin' i Jodà, teo akaikin' i Jordany, eo atsinanana. A l' ouest la frontière passait à Aznot-Tabor, elle aboutissait de là à Huqqoq et touchait Zabulon au sud, Asher à l' ouest et le Jourdain à l' est.