<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 20:8 | And on the other side |
Ary dia nifidy an' i Bezera any an-efitra amin' ny tany lemaka izay an' ny firenen' i Robena izy, ary Ramota izay any Gileada, an' ny firenen' i Gada, ary Golana any Basana, izay an' ny firenen' i Manase, any an-dafy atsinanan' i Jordana, tandrifin' i Jeriko. | Any an-dafin' i Jordany tandrifin' i Jerikao any atsinanana dia ireto no nofidiny: Bosora, any an' efitra, any amin' ny tany lemaka, an' ny fokon-dRobena; Ramota, any Galaada, an' ny fokon' i Gada; ary Gaolona, any Basàna, an' ny fokon' i Manase. | De l' autre côté du |