<-
->

Jos 21:2 And they spake unto them at Shiloh in the land of Canaan, saying, The Lord commanded by the hand of Moses to give us cities to dwell in, with the suburbs thereof for our cattle. ka niteny taminy tao Silo tao amin' ny tany Kanana hoe: Jehovah efa nampandidy an' i Mosesy mba homena tanàna hitoerana izahay sy tany manodidina azy ho an' ny biby fiompinay. ka niteny tamin' izy ireo, tao Silao, amin' ny tany Kanaana, nanao hoe: Didy noomen' ny Tompo an' i Moizy ny hanomezana tanàna honenanay sy ny tany manodidina azy ho an' ny bibinay. alors qu' on se trouvait à Silo, au pays de Canaan, et leur dirent : " Yahvé, par l' intermédiaire de Moïse, a ordonné qu' on nous donne des villes pour y demeurer, et leurs pâturages pour notre bétail. "