<-
->

Jos 21:27 And unto the children of Gershon, of the families of the Levites, out of the other half tribe of Manasseh they gave Golan in Bashan with her suburbs, to be a city of refuge for the slayer; and Beeshterah with her suburbs; two cities. Ary izao no azon' ny taranak' i Gersona isan' ny fokon' ny Levita; avy tamin' ny antsasaky ny firenen' i Manase dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an' izay nahafaty olona, ary Bestera sy ny tany manodidina azy, dia tanàna roa; Izao no nomena ny taranak' i Gersona, anisan' ny fianakavian' ny Levita: avy amin' ny antsasaky ny fokon' i Manase, ilay tanàna fialofan' izay namono olona, dia Gaolòna, any Basàna, sy ny manodidina azy; ary koa Bosrà sy ny manodidina azy; tanàna roa. Aux fils de Gershôn, de clans lévitiques, on donna, de la demi-tribu de Manassé, Golân en Bashân, ville de refuge pour le meurtrier, et Ashtarot, avec leurs pâturages : deux villes.