<-
->

Jos 21:3 And the children of Israel gave unto the Levites out of their inheritance, at the commandment of the Lord, these cities and their suburbs. Dia avy tamin' ny lovany no nanomezan' ny Zanak' Isiraely ny Levita izao tanàna izao sy ny tany manodidina azy avy araka ny didin' i Jehovah. Dia iazo no tanàna sy ny tany manodidina azy, nomen' ny zanak' Israely, avy amin' ny lovany, ho an' ny Levita, araka ny didin' ny Tompo. Les Israélites donnèrent donc aux Lévites, sur leur héritage, selon l' ordre de Yahvé, les villes en question avec leurs pâturages.