<-
->

Jos 21:7 The children of Merari by their families had out of the tribe of Reuben, and out of the tribe of Gad, and out of the tribe of Zebulun, twelve cities. Ary ny loka azon' ny taranak' i Merary isam-pokony dia tanàna roa ambin' ny folo, avy tamin' ny firenen' i Robena sy ny firenen' i Gada ary ny firenen' i Zebolona. Tanàna roa ambin' ny folo tamin' ny fokon-dRobena, sy fokon' i Gada, ary fokon' i Zabolona, no azon' ny taranak' i Merarì, araka ny fianakaviany. Aux fils de Merari selon leurs clans, échurent douze villes des tribus de Ruben, de Gad et de Zabulon.