<-
->

Jos 22:10 And when they came unto the borders of Jordan, that are in the land of Canaan, the children of Reuben and the children of Gad and the half tribe of Manasseh built there an altar by Jordan, a great altar to see to. Ary raha tonga teo amoron' i Jordana eo amin' ny tany Kanana ny taranak' i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen' i Manase, dia nanorina alitara teo izy, ary lehibe ny fijery izany alitara izany. Nony tonga teo amin' ny faritanin' i Jordany, izay anisan' ny tany Kanaana, ny tarana-dRobena, sy ny taranak' i Gada, ary ny antsasaky ny fokon' i Manase, dia nanorina otely teo amoron' i Jordany, ary lehibe no fijery izany otely izany. Lorsqu' ils furent arrivés aux cercles de pierres du Jourdain, qui sont au pays de Canaan, les fils de Ruben, les fils de Gad et la demi-tribu de Manassé bâtirent là un autel sur le bord du Jourdain, un autel de grande apparence.