<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 22:11 | And the children of |
Ary ny Zanak' Isiraely nahare hoe: Indreo, ny taranak' i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen' i Manase efa nanorina alitara an-tsisin' ny tany Kanana, eo amoron' i Jordana, anatin' ny tanin' ny Zanak' Isiraely. | Ren' ny zanak' Israely, fa nisy nilaza hoe: Indreo fa nanorina otely eo amin' ny faritanin' i Jordany, eo anoloan' ny tany Kanaana, amin' ny lafin-tanin' ny zanak' Israely, ny tarana-dRobena, ny taranak' i Gada, ary ny antsasaky ny fokon' i Manase. | Le fait parvint aux oreilles des |