<-
->

Jos 22:12 And when the children of Israel heard of it, the whole congregation of the children of Israel gathered themselves together at Shiloh, to go up to war against them. Ary nony ren' ny Zanak' Isiraely izany, dia niangona tao Silo ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra, mba hiakatra hiady aminy. Nony nandre izany ny zanak' Israely dia nivory tao Silao ny fiangonan' ny zanak' Israely rehetra mba hiakatra hamely azy sy hanafika azy. A cette nouvelle toute la communauté des Israélites se réunit à Silo pour marcher contre eux et leur faire la guerre.