<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 22:16 | Thus saith the whole congregation of the |
Izao no lazain' ny fiangonan' i Jehovah rehetra: Inona izato fahotana nataonareo amin' Andriamanitry ny Isiraely, no niala tamin' ny fanarahana an' i Jehovah ianareo androany tamin' ny nanorenanareo alitara ka miodina amin i Jehovah ankehitriny? | Izaono lazain' ny fiangonan' ny Tompo rehetra: Inona izato fahotana nataonareo tamin' ny Andriamanitr' Israely, fa niala tamin' ny Tompo androany hianareo, tamin' ny nanorenanareo otely hodinanareo amin' ny Tompo androany? | " Ainsi parle toute la communauté de |