<-
->

Jos 22:2 And said unto them, Ye have kept all that Moses the servant of the Lord commanded you, and have obeyed my voice in all that I commanded you: ka hoy izy taminy: Hianareo efa nitandrina izay rehetra nandidian' i Mosesy mpanompon' i Jehovah anareo sady efa nihaino ny feoko koa tamin izay rehetra nandidiako anareo; ka hoy izy tamin' izy ireo: Efa notoavinareo ny zavatra rehetra nandidian' i Moizy mpanompon' ny Tompo anareo ary efa nohenoinareo tamin' izay rehetra nandidiako anareo ny feoko. et leur dit : " Vous avez observé tout ce que Moïse, serviteur de Yahvé, vous a ordonné, et vous avez écouté ma voix chaque fois que je vous ai donné un ordre.