<-
->

Jos 22:20 Did not Achan the son of Zerah commit a trespass in the accursed thing, and wrath fell on all the congregation of Israel? and that man perished not alone in his iniquity. Tsy nandika ny didy va Akana, zanak' i Zera, tamin' ny zavatra voaozona, ka nisy fahatezerana nahatratra ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra? Ary tsy io lehilahy irery io ihany no maty tamin' izany helony izany. Moa tsy Akàna zanak' i Zare va no nanao fahotana, ny amin' ny zavatra natao anatema, moa tsy ny fiangonan' Israely va no nipoahan' ny hatezeran' ny Tompo? Ka dia tsy izy irery no maty noho ny heloka nataony. Lorsque Akân, fils de Zérah, fut infidèle dans l' affaire de l' anathème, la Colère n' atteignit-elle pas la communauté d' Israël entière, quoiqu' il ne fût qu' un seul individu ? Ne dut-il pas mourir pour son crime ? "