<-
->

Jos 3:1 And Joshua rose early in the morning; and they removed from Shittim, and came to Jordan, he and all the children of Israel, and lodged there before they passed over. Dia nifoha maraina koa Josoa; ary ny olona dia niala tany Sitima ka nankany Jordana, dia Josoa sy ny Zanak' Isiraely rehetra, ary nitoetra teo izy aloha vao nita. Dia nifoha maraina koa Josoe, ka niala tany Setima izy mbamin' ny zanak' Israely rehetra; nony tonga tao Jordany izy ireo dia nijanona teo, alohan' ny hitana azy. Josué se leva de bon matin et partit de Shittim avec tous les Israélites. Ils allèrent jusqu' au Jourdain et là, ils passèrent la nuit, avant de traverser.