<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 3:6 | And |
Ary niteny tamin' ny mpisorona Josoa ka nanao hoe: Ento ny fiaran' ny fanekena, ka mità eo anoloan' ny olona. Dia nitondra ny fiaran' ny fanekena izy ka nandeha teo anoloan' ny olona. | Dia niteny tamin' ny mpisorona Josoe ka nanao hoe: Ento ny fiaran' ny fanekena ka mità eo alohan' ny vahoaka. Dia nentin' izy ireo ny fiaran' ny fanekena, ka nandroso teo alohan' ny vahoaka izy. | puis |