<-
->

Jos 4:8 And the children of Israel did so as Joshua commanded, and took up twelve stones out of the midst of Jordan, as the Lord spake unto Joshua, according to the number of the tribes of the children of Israel, and carried them over with them unto the place where they lodged, and laid them down there. Dia nanao izany ny Zanak' Isiraely araka izay nandidian' i Josoa ka naka vato roa ambin' ny folo teo afovoan' i Jordana, araka izay nolazain' i Jehovah tamin' i Josoa, araka ny isan' ny firenen' ny Zanak' Isiraely ka nentiny nita niaraka taminy ho eo amin' izay nitobiany ka napetrany teo. Notanterahin' ny zanak' Israely ny didin' i Josoe, fa araka ny tenin' ny Tompo tamin' i Josoe, dia naka vato roa ambin' ny folo teo afovoan' i Jordany, araka ny isan' ny fokon' Israely, nentiny teo amin' ny fitoerana tsy maintsy handriany amin' ny alina dia napetrany teo. Les Israélites exécutèrent les ordres de Josué : ayant enlevé douze pierres du milieu du Jourdain, selon le nombre des tribus israélites, comme l' avait dit Yahvé à Josué, ils les transportèrent au bivouac et les y déposèrent.