<-
->

Jos 5:5 Now all the people that came out were circumcised: but all the people that were born in the wilderness by the way as they came forth out of Egypt, them they had not circumcised. Ary voafora ny lehilahy rehetra izay nivoaka; fa ny lehilahy rehetra nateraka teny an-dalana tany an-efitra, tamin' izy efa nivoaka avy tany Egypta, dia tsy mbola voafora kosa. Fa efa voafora daholo ny vahoaka rehetra nivoaka, fa ny vahoaka rehetra teraka tany an' efitra, teny an-dàlana kosa, hatramin' izay nivoahana tany Ejipta dia tsy voafora. Or, tout ce peuple émigré avait été circoncis; mais tout le peuple né dans le désert, en chemin, après leur sortie d'Égypte, on ne l' avait pas circoncis;