<-
->

Jos 5:7 And their children, whom he raised up in their stead, them Joshua circumcised: for they were uncircumcised, because they had not circumcised them by the way. Ary ny zanany no natsangany handimby azy, ka ireo no noforan' i Josoa; fa tsy mbola voafora ireo, satria tsy noforana teny an-dalana. Ary ny zanany no natsangany handimby azy, ka ireo no noforan' i Josoe, satria mbola tsy voafora avokoa, noho izy tsy noforàna teny an-dàlana. Quant à leurs fils, il les établit à leur place, et ce sont eux que Josué circoncit : ils étaient incirconcis, car on ne les avait pas circoncis en chemin.