<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 6:22 | But |
Ary izy roa lahy izay efa nisafo ny tany dia efa nilazan' i Josoa hoe: Mankanesa ao amin' ny tranon' ilay vehivavy janga, ka ento mivoaka ravehivavy sy ny havany rehetra ary izay mety ho azy, araka izay nianiananareo taminy. | Ary hoy Josoe tamin' izy roa lahy izay nisafo ny tany: Midira ao an-tranon' ilay vehivavy janga, ka ento mivoaka ravehivavy sy izay rehetra azy, araka ny efa nianiananareo taminy. |