<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 6:26 | And |
Dia nilaza fanozonana Josoa tamin' izany andro izany ka nanao hoe: Ho voaozona eo anatrehan' i Jehovah izay olona mitsangana manorina ity tanàna Jeriko ity indray; ny ain' ny lahimatoany no ho sazin' ny hanorenany ny fanambaniny, ary ny ain' ny faralahiny no ho sazin' ny hananganany ny vavahadiny. | Tamin' izany andro izany Josoe nianiana nanao hoe: Ho voaozona eo anatrehan' ny Tompo izay olona hitsangana hanorina indray ity tanànan' i Jerikao ity; ny lahimatoany no hanefany ny sazin' ny hanorenany ny fotony, ary ny faralahiny no hanefany ny sazin' ny hananganany ny vavahadiny. | En ce temps-là, |