<-
->

Jos 7:15 And it shall be, that he that is taken with the accursed thing shall be burnt with fire, he and all that he hath: because he hath transgressed the covenant of the Lord, and because he hath wrought folly in Israel. Koa izay azo mitana ny zavatra voazona, dia hodorana amin' ny afo izy mbamin' izay rehetra mety ho azy, satria nivadika ny faneken' i Jehovah izy ka nanao izay fady indrindra teo amin' ny Isiraely. ary izay voatana ho azon' ny anatema dia hodorana amin' ny afo, izy mbamin' izay rehetra mety ho azy; satria mivadika ny faneken' ny Tompo sy manao izay fady indrindra amin' Israely. Enfin celui qui sera désigné par le sort en ce qui concerne l' anathème sera livré au feu, lui et tout ce qui lui appartient, pour avoir transgressé l' alliance avec Yahvé et avoir commis une infamie en Israël. "