<-
->

Jos 7:16 So Joshua rose up early in the morning, and brought Israel by their tribes; and the tribe of Judah was taken: Dia nifoha maraina koa Josoa ka nampanatona ny Isiraely araka ny fireneny avy; ary ny firenen' i Joda no notanana. Nony ampitso nifoha vao maraina koa Josoe, dia nampanatona an' Israely isam-pokony, ka ny fokon' i Jodà no voatana. Josué se leva de bon matin; il fit avancer Israël par tribus, et c' est la tribu de Juda qui fut désignée par le sort.