<-
->

Jos 7:17 And he brought the family of Judah; and he took the family of the Zarhites: and he brought the family of the Zarhites man by man; and Zabdi was taken: Dia nitondra ireo fokon' i Joda izy; ka ny fianakavian' i Zera no notanana; dia nampanatona ny fianakavian' i Zera indray isam-batan' olona izy, ka Zabdy no notanana; Nampanatoniny Jodà isam-pianakaviany, ka ny fianakavian' i Zare no voatana. Nampanatoniny isan-trano ny fianakavian' i Zare, ka Zabdì no voatana. Il fit approcher les clans de Juda, et le clan de Zérah fut désigné par le sort. Il fit approcher le clan de Zérah par familles, et Zabdi fut désigné par le sort.