<-
->

Jos 7:20 And Achan answered Joshua, and said, Indeed I have sinned against the Lord God of Israel, and thus and thus have I done: Ary Akana namaly an' i Josoa ka nanao hoe; Eny tokoa, izaho no nanota tamin' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely. ary izao ka izao no nataoko: Ary hoy Akàna namaly an' i Josoe: Marina izany, izaho tokoa no nanota tamin' ny Tompo Andriamanitr' Israely, ary izao no nataoko: Akân répondit à Josué : " En vérité, c' est moi qui ai péché contre Yahvé, Dieu d' Israël, et voici ce que j' ai fait.