<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 7:24 | And |
Dia nalain' i Josoa sy ny Isiraely rehetra Akana, zanak' i Zera, ary ny volafotsy sy ny kapôty sy ny anja-bolamena ary ny zananilahy sy ny zananivavy ary ny ombiny sy ny borikiny sy ny ondriny aman' osiny ary ny lainy mbamin' izay rehetra nety ho azy; dia nentiny ho ao an-dohasaha Akora ireny. | Josoe sy Israely rehetra niaraka taminy dia naka an' i Akàna zanak' i Zare, mbamin' ny volafotsy, ny kapaoty, ny anja-bolamena, ny zanaka lahy aman-janaka vavin' i Akàna, ny ombiny, ny ampondrany, ny ondriny, ny lainy, mbamin' ny ananany rehetra, ka nentiny niakatra tany an-dohasaha Akora. | Alors |