<-
->

Jos 8:1 And the Lord said unto Joshua, Fear not, neither be thou dismayed: take all the people of war with thee, and arise, go up to Ai: see, I have given into thy hand the king of Ai, and his people, and his city, and his land: Dia hoy Jehovah tamin' i Josoa: Aza matahotra na mivadi-po ianao, ento miaraka aminao ny vahoaka rehetra mpanafika, ka miaingà, iakaro Ay; indro, efa natolotro eo an-tananao ny mpanjakan' i Ay mbamin' ny vahoakany sy ny tanànany ary ny taniny. Ary hoy Iaveh tamin' i Josoe: Aza matahotra na manam-badi-po, fa ento miaraka aminao ny mpiantafika rehetra, dia mitsangàna ka miakara hamely an' i Haia. Jereo efa natolotro eo an-tànanao ny mpanjakan' i Haia, mbamin' ny vahoakany sy ny tanànany ary ny taniny. Yahvé dit alors à Josué : " Sois sans crainte ni frayeur! Prends avec toi tous les gens de guerre. Debout! monte contre Aï. Vois : je livre entre tes mains le roi de Aï, son peuple, sa ville et sa terre.