<-
->

Jos 8:11 And all the people, even the people of war that were with him, went up, and drew nigh, and came before the city, and pitched on the north side of Ai: now there was a valley between them and Ai. Ary ny vahoaka rehetra mpanafika, izay niaraka tamin' i Josoa, dia niakatra ka nanakaiky sy nanandrify ny tanàna; ary nitoby teo avaratr' i Ay izy, ka ny lohasaha no teo anelanelan' izy sy Ay. Niakatra sy nanatona tao avokoa ny lehilahy mpiantafika rehetra teo aminy; nony tonga teo an-tandrifin' i Haia izy, dia nitoby teo avara-tanàna, ka ny lohasaha no nanelanelana azy sy Haia. Tous les gens de guerre qui étaient avec lui montèrent, s' approchèrent jusqu' en face de la ville et campèrent au nord de Aï, la vallée se trouvant entre eux et la ville.