<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 8:24 | And it came to pass, when |
Ary rehefa namono ny mponina rehetra tao Ay tany an-tsaha ny Isiraely, dia tany amin' ny efitra nanenjehany azy, ka lavo tamin' ny lelan-tsabatra avokoa izy rehetra mandra-pahalany ritrany, dia niverina tany Ay ny Isiraely rehetra ka namely azy tamin' ny lelan-tsabatra. | Nony tapitra matin' Israely ny mponina rehetra tao Haia, na teny an-tsaha, na tany an' efitra nanenjehany azy, ka efa lavon' ny lelan-tsabatra daholo hatramin' ny farany indrindra, dia niverina tao an-tanàna indray Israely rehetra ka novonoiny tamin' ny lelan-tsabatra ny olona tao. | Quand |