<-
->

Jos 8:3 So Joshua arose, and all the people of war, to go up against Ai: and Joshua chose out thirty thousand mighty men of valour, and sent them away by night. Dia niainga Josoa sy ny mpanafika rehetra hiakatra any Ay, ary nifidy lehilahy mahery telo alina Josoa ka nandefa ireo tamin' ny alina. Dia niainga Josoe sy ny mpiantafika rehetra hiakatra hamely an' i Haia. Nifidy lehilahy mahery telo alina Josoe, nalefany tamin' ny alina, Josué se leva, avec tous les gens de guerre, pour monter contre Aï. Josué choisit trente mille hommes d'élite et les fit partir de nuit