<-
->

Jos 8:9 Joshua therefore sent them forth: and they went to lie in ambush, and abode between Bethel and Ai, on the west side of Ai: but Joshua lodged that night among the people. Dia nampandehanin' i Josoa izy ireo, ary nandeha hanotrika ka nitoetra teo andrefan' i Ay, teo anelanelan' i Betela sy Ay; fa Josoa kosa nitoetra teo amin' ny vahoaka ihany tamin' izany alina izany. Dia nalefan' i Josoe izy ireo ka lasa naka toerana hiotrika tao anelanelan' i Betela sy Haia, tao andrefan' i Haia. Ary Josoe kosa nitoetra teo amin' ny vahoaka ihany tamin' iny alina iny. Josué les ayant renvoyés, ils allèrent au lieu de l' embuscade et se postèrent entre Béthel et Aï, à l' ouest de Aï. Josué passa la nuit au milieu du peuple,