<-
->

Jos 9:10 And all that he did to the two kings of the Amorites, that were beyond Jordan, to Sihon king of Heshbon, and to Og king of Bashan, which was at Ashtaroth. ary izay rehetra nataony tamin' ny mpanjaka roa tamin' ny Amorita, izay tany an-dafin' i Jordana, dia Sihona, mpanjakan' i Hesbona, sy Oga, mpanjakan' i Basana, izay tany Astarta. ary ny nanaovany ny mpanjakan' ny Amoreana roa lahy tany an-dafin' i Jordany, dia Sehona mpanjakan' i Hasebona sy Oga mpanjakan' i Basàna, izay nonina tany Astarota. et de tout ce qu' il a fait aux deux rois des Amorites qui vivaient au-delà du Jourdain, Sihôn, roi de Heshbôn, et Og, roi du Bashân, qui vivait à Ashtarot.