<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 9:27 | And |
Dia natolotr' i Josoa tamin' izany andro izany ireo ho mpikapa hazo sy ho mpantsaka rano ho an' ny fiangonana sy ho an' ny alitaran' i Jehovah mandraka androany eo amin' ny tany izay hofidiny. | Hatramin' izay andro izay ihany, dia naraikitr' i Josoe izy ho mpikapa hazo sy mpantsaka rano ho an' ny fiangonana sy ny otelin' ny Tompo any amin' ny fitoerana izay hofidin' ny Tompo, ary mbola nanao izany mandraka androany izy. | En ce jour-là, |