<-
->

Heb 11:27 By faith he forsook Egypt, not fearing the wrath of the king: for he endured, as seeing him who is invisible. Finoana no nandaovany an' i Egypta, ka tsy natahorany ny fahatezeran' ny mpanjaka; fa naharitra toy ny mahita Izay tsy hita izy. Ny finoana no nialany tany Ejipta, tsy aman-tahotra ny fahatezeran' ny mpanjaka akory, fa nijoro toy ny mahita ilay tsy fahita izy. Par la foi, il quitta l'Égypte sans craindre la fureur du roi : comme s' il voyait l' Invisible, il tint ferme.